FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 32:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Dia naorin’ny taranak’i Gada* i Dibona,+ Atarota,+ Aroera,+

  • Nomery 32:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Nebo+ sy Bala-meona+ izay samy novana anarana, ary Sibma. Naorin’izy ireo indray ireo tanàna ireo ka nomeny anarana vaovao.

  • Josoa 13:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia nomen’i Mosesy lova ny fokon’ny Robenita, araka ny fianakaviany avy,

  • Josoa 13:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Hesbona sy ny tanànany rehetra+ eny amin’ilay lembalemba, Dibona, Bamota-bala, Beti-bala-meona,+

  • Ezekiela 25:9, 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 dia havelako hisy hanafika ny tanàna eny amin’ny sisin-tanin’i* Moaba, dia ny tanàna tsara indrindra any,* anisan’izany i Beti-jesimota sy Bala-meona ary na dia i Kiriataima aza.+ 10 Homeko ho an’ny Tatsinanana+ i Moaba sy ny Amonita. Dia tsy hotsaroana intsony any amin’ireo firenena ny Amonita.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara