FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 9:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nanaiky hihavana tamin’ny Gibeonita àry i Josoa,+ ka nanao fifanekena tamin’izy ireo hoe tsy hamono an-dry zareo. Izany no fianianana nataon’ny mpiadidy vahoaka tamin’izy ireo.+

  • Josoa 9:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia niainga ny Israelita ka tonga tany an-tanànan’izy ireo tamin’ny andro fahatelo. I Gibeona+ sy Kefira sy Berota ary Kiriata-jearima+ izany tanàna izany.

  • Josoa 21:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Dia nomen’ny Israelita ho an’ny Levita tamin’ny antsapaka ireo tanàna ireo sy ny kijanany, araka ny didy nomen’i Jehovah tamin’ny alalan’i Mosesy.+

  • Josoa 21:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary ny avy tamin’ny fokon’i Benjamina dia i Gibeona+ sy ny kijanany, Geba sy ny kijanany,+

  • 1 Tantara 21:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Teo amin’ny toerana avo tany Gibeona+ anefa tamin’izany andro izany ilay tranolain’i Jehovah nataon’i Mosesy tany an-tany efitra, sy ilay alitara fanaovana fanatitra dorana,

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara