FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 8:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ireto avy no naterak’i Benjamina:+ I Bela+ no lahimatoa, Asbela+ no faharoa, Ahara no fahatelo,

  • 1 Tantara 8:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 I Nera+ niteraka an’i Kisy, ary Kisy niteraka an’i Saoly.+ I Saoly indray niteraka an’i Jonatana,+ Malkisoa,+ Abinadaba,+ ary Esbala.*+

  • 1 Tantara 12:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ireto avy ny lehilahy tonga tany amin’i Davida tany Ziklaga,+ tamin’izy mbola tsy afaka nivezivezy noho ny amin’i Saoly+ zanak’i Kisy. Anisan’ny miaramila matanjaka izy ireo, ary nanampy azy tamin’ny ady.+ 2 Nitondra tsipìka izy ireo. Sady nahay nampiasa ny tanany ankavanana izy ireo no nahay nampiasa ny ankavia+ rehefa nitoraka vato tamin’ny pilotra+ na nandefa zana-tsipìka. Rahalahin’i Saoly izy ireo, izany hoe avy amin’ny fokon’i Benjamina.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara