2 Samoela 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary tonga ny Filistinina, ka niparitaka teny amin’ny Lohasahan’ny* Refaima.+ 2 Samoela 5:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Niakatra indray ny Filistinina tatỳ aoriana, ka niparitaka teny amin’ny Lohasahan’ny* Refaima.+ 2 Samoela 23:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nidina nankany amin’i Davida tany amin’ilay lava-bato tao Adolama+ ny 3 tamin’ireo 30 lahy lehiben’ny tafika, nandritra ny fotoam-pijinjana. Efa nisy andiana* Filistinina nitoby teny amin’ny Lohasahan’ny* Refaima+ tamin’izay.
13 Nidina nankany amin’i Davida tany amin’ilay lava-bato tao Adolama+ ny 3 tamin’ireo 30 lahy lehiben’ny tafika, nandritra ny fotoam-pijinjana. Efa nisy andiana* Filistinina nitoby teny amin’ny Lohasahan’ny* Refaima+ tamin’izay.