FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 6:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Nisy nilaza tamin’i Davida Mpanjaka àry hoe: “Tahin’i Jehovah ny ankohonan’i Obeda-edoma sy izay rehetra ananany, satria ao aminy ilay Vata masin’ilay tena Andriamanitra.” Koa lasa naka an’ilay Vata masin’ilay tena Andriamanitra tao an-tranon’i Obeda-edoma i Davida, ka nampiakatra an’ilay izy ho any amin’ny Tanànan’i Davida sady falifaly be.+

  • 1 Tantara 13:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Novorin’i Davida àry ny Israely rehetra, hatrany amin’ny reniranon’i* Ejipta ka hatrany Lebo-hamata,*+ mba haka ny Vata masin’Andriamanitra any Kiriata-jearima.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara