6 Dia nalamin’i Davida ho fizarana maromaro+ izy ireo, arakaraka izay niaviany amin’ireto zanak’i Levy ireto: I Gersona sy Kehata ary Merary.+ 7 I Ladana sy Simey no avy amin’ny Gersonita. 8 Ny zanak’i Ladana dia i Jehiela lohan’ny fianakaviambe sy Zetama ary Joela.+ Telo izy ireo.