1 Tantara 17:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Raha vao tafapetraka tsara tao amin’ny tranony* i Davida, dia hoy izy tamin’i Natana+ mpaminany: “Izaho ity mipetraka ato amin’ny trano sedera,+ nefa ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah mipetraka ao anaty tranolay!”+
17 Raha vao tafapetraka tsara tao amin’ny tranony* i Davida, dia hoy izy tamin’i Natana+ mpaminany: “Izaho ity mipetraka ato amin’ny trano sedera,+ nefa ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah mipetraka ao anaty tranolay!”+