FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 40:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Amin’ny andro voalohan’ny volana voalohany no hanangananao ny tranolay masina, izany hoe ny tranolay fihaonana.+

  • Nomery 4:24, 25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ireto avy no tokony hokarakarain’ny fianakavian’ny Gersonita sy hoentiny:+ 25 Hoentin’izy ireo ny lamban’ny tranolay,+ ny tranolay fihaonana, ny rakotra, ilay rakotra vita amin’ny hoditra faoky eo amboniny,+ ny lamba fanakonana an’ilay fidirana* amin’ny tranolay fihaonana,+

  • 2 Samoela 6:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Koa nampidirina tao amin’ny tranolay ilay Vata masin’i Jehovah, ary napetraka teo amin’ny toerany. Natsangan’i Davida ho an’ilay Vata io tranolay io.+ Dia nanolotra fanatitra dorana+ sy sorona iombonana+ teo anatrehan’i Jehovah+ izy.

  • Salamo 78:60
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 60 Nafoiny ilay tranolay masina tao Silo+ tamin’ny farany,

      Dia ilay tranolay nonenany teo amin’ny olona.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara