-
Levitikosy 26:7, 8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Hanenjika ny fahavalonareo ianareo, ary hovonoinareo amin’ny sabatra ireny. 8 Ny 5 aminareo hanenjika 100, ary ny 100 hanenjika 10 000, ary hovonoinareo amin’ny sabatra ny fahavalonareo.+
-
-
2 Samoela 10:13, 14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Ary nandroso i Joaba sy ny miaramilany, ka niady tamin’ny Syrianina. Dia nandositra azy izy ireo.+ 14 Rehefa hitan’ny Amonita fa nandositra ny Syrianina, dia nandositra an’i Abisay koa izy ireo ka niditra tao an-tanàna. Dia niverina tany Jerosalema i Joaba, rehefa avy niady tamin’ny Amonita.
-