FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 21:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary raikitra indray ny ady tamin’ny Filistinina,+ tany Goba. Dia novonoin’i Elanana zanak’i Jare-oregima Betlehemita i Goliata Gatita, ilay nanana tahon-defona hoatran’ny voditenon’ny mpanenona.+

  • 1 Tantara 11:23, 24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Namono lehilahy ejipsianina iray goavam-be koa izy. Nirefy dimy hakiho* ilay lehilahy.+ Nitana lefona hoatran’ny voditenon’ny* mpanenona+ ilay Ejipsianina. Niady taminy anefa i Benaia na dia kibay ihany aza no teny aminy. Nosintoniny teny an-tanan’ilay Ejipsianina ilay lefona, ka iny ihany no namonoany azy.+ 24 Izany no nataon’i Benaia zanak’i Joiada, ary nalaza hoatran’ireo miaramila matanjaka telo ihany izy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara