20 Ireto avy ny taranak’i Joda, araka ny fianakaviany avy: Avy tamin’i Sela+ ny Selita, avy tamin’i Pereza+ ny Perezita, ary avy tamin’i Zera+ ny Zerita. 21 Ireto avy ny taranak’i Pereza: Avy tamin’i Hezrona+ ny Hezronita, ary avy tamin’i Hamola+ ny Hamolita.