2 Mpanjaka 25:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Notendren’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona hiandraikitra ny vahoaka navelany tany Joda+ i Gedalia+ zanak’i Ahikama+ zanak’i Safana.+ Jeremia 40:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia hoy izy ireo taminy: “Tsy fantatrao angaha fa nirahin’i Balisa mpanjakan’ny Amonita+ i Ismaela zanak’i Netania mba hamono anao ho faty?”+ Tsy nino azy ireo anefa i Gedalia zanak’i Ahikama.
22 Notendren’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona hiandraikitra ny vahoaka navelany tany Joda+ i Gedalia+ zanak’i Ahikama+ zanak’i Safana.+
14 Dia hoy izy ireo taminy: “Tsy fantatrao angaha fa nirahin’i Balisa mpanjakan’ny Amonita+ i Ismaela zanak’i Netania mba hamono anao ho faty?”+ Tsy nino azy ireo anefa i Gedalia zanak’i Ahikama.