-
2 Tantara 23:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Dia nasain’i Joiada niandraikitra ny tao an-tranon’i Jehovah ny mpisorona sy ny Levita. Efa notendren’i Davida hanompo tao an-tranon’i Jehovah araka ny fizarany avy mantsy ny mpisorona sy ny Levita, mba hanolotra ny fanatitra dorana ho an’i Jehovah,+ araka izay voasoratra ao amin’ny Lalàn’i Mosesy.+ Hifalifaly sy hihira izy ireo rehefa manao an’izany, araka ny toromarika nomen’i* Davida.
-