FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 23:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia nalamin’i* Davida ho fizarana maromaro+ izy ireo, arakaraka izay niaviany amin’ireto zanak’i Levy ireto: I Gersona sy Kehata ary Merary.+

  • 1 Tantara 23:30, 31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Tsy maintsy tonga isa-maraina+ mba hisaotra sy hidera an’i Jehovah koa izy ireo, ary hoatr’izany koa amin’ny takariva.+ 31 Nanampy foana koa izy ireo rehefa natolotra ny sorona dorana ho an’i Jehovah amin’ny Sabata+ sy ny tsinam-bolana+ ary ny fotoanan’ny fety.+ Araka ny fitsipika momba an’ireny ny isan’ny nanaovan’izy ireo an’izany. Ary nanao an’izany foana teo anatrehan’i Jehovah izy ireo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara