-
2 Tantara 29:34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 Tsy ampy anefa ny mpisorona nanendaka ny hoditry ny fanatitra dorana rehetra, ka nampian’ny Levita rahalahiny izy ireo.+ Tsy nijanona ny Levita raha tsy efa vita ilay asa ary raha tsy efa nanamasina ny tenany ny mpisorona.+ Fa nazoto* kokoa nanamasina ny tenany ny Levita raha noharina tamin’ny mpisorona.
-