FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 8:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia homeko an’i Arona sy ny zanany lahy ny Levita, izay nofidiko avy amin’ny Israelita, mba hanao ny fanompoana tokony hataon’ny Israelita ao amin’ny tranolay fihaonana,+ sady handrakotra ny fahotan’ny Israelita. Amin’izay dia tsy hisy loza hanjo ny vahoakan’Israely+ satria hoe nanakaiky ny toerana masina izy ireo.”

  • 2 Tantara 30:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Betsaka tamin’ny olona anisan’ny fiangonana anefa no tsy mba nanamasina ny tenany. Ny Levita àry no namono ny biby hatao sorona hankalazana ny Paska ho an’izay rehetra tsy nadio,+ mba hanamasinana azy ireo ho an’i Jehovah.

  • 2 Tantara 35:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia vita daholo ny fiomanana. Samy nijoro teo amin’ny toerany avy ny mpisorona, fa ny Levita kosa nijoro teo amin’ny fizarana nisy azy avy,+ araka ny didin’ny mpanjaka. 11 Novonoin’izy ireo ny biby hatao sorona hankalazana ny Paska.+ Dia namafy ny ra noraisiny avy teny amin’ny Levita ny mpisorona,+ fa ny Levita indray nanendaka ny hoditr’ireo biby.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara