-
Eksodosy 40:35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 Koa tsy afaka niditra tao amin’ny tranolay fihaonana i Mosesy, satria nijanona teo ambonin’izy io ilay rahona, ary feno ny voninahitr’i Jehovah ilay tranolay.+
-
-
Nomery 4:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 “Ny taranak’i Merary+ kosa tokony hosoratanao anarana isam-pianakaviana sy isaky ny fianakaviambeny.
-