-
Eksodosy 38:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Ary 100 talenta ny volafotsy narendrika nanaovana an’ireo faladiany ho an’ny toerana masina sy ho an’ny ridao; 100 talenta no nanaovana faladiany 100, izany hoe iray talenta ho an’ny faladiany iray.+
-