FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 7:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Raha vao avy nivavaka i Solomona,+ dia nisy afo nilatsaka avy any an-danitra+ nandevona ny fanatitra dorana sy ny sorona. Ary nameno an’ilay trano ny voninahitr’i Jehovah.+ 2 Tsy afaka niditra tao an-tranon’i Jehovah àry ny mpisorona, satria feno ny voninahitr’i Jehovah ilay tranon’i Jehovah.+

  • Ezekiela 10:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary niakatra avy teo amin’ireo kerobima ny voninahitr’i Jehovah,+ ka nankeo amin’ny tokonam-baravaran’ilay trano. Dia lasa feno rahona tsikelikely ilay trano,+ ary feno ny voninahitr’i Jehovah namirapiratra ny tokotany.

  • Apokalypsy 21:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary tsy nila ny masoandro na ny volana hanazava azy ilay tanàna, fa ny voninahitr’Andriamanitra no nanazava azy,+ ary ny Zanak’ondry no jirony.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara