FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 3:10-13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Faly i Jehovah hoe izany no nangatahin’i Solomona.+ 11 Hoy àry Andriamanitra taminy: “Satria izany no nangatahinao, ary tsy nangataka ny ho ela velona* ianao na ny hahazo harena na ny hahafatesan’ny fahavalonao, fa nangataka fahendrena hoenti-mitsara,+ 12 dia hotanterahiko izany fangatahanao izany.+ Homeko fo hendry sy fahaiza-misaina ianao,+ ka tsy nisy hoatr’anao mihitsy tany alohanao ary tsy hisy hoatr’anao intsony koa.+ 13 Homeko anao koa izay tsy nangatahinao,+ dia harena sy voninahitra,+ ka tsy hisy mpanjaka hitovy aminao mandritra ny androm-piainanao.*+

  • 1 Mpanjaka 3:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Henon’ny Israely rehetra àry ilay didim-pitsarana navoakan’ny mpanjaka, ka natahotra azy izy ireo.+ Hitan’izy ireo mantsy fa nomen’Andriamanitra fahendrena izy mba hahay hampihatra ny rariny.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara