-
1 Mpanjaka 8:33, 34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 “Raha resin’ny fahavalo ny Israely vahoakanao satria nanota taminao foana,+ nefa miverina aminao izy ka manome voninahitra ny anaranao,+ ary mivavaka sy mitalaho famindram-po aminao ato amin’ity trano ity,+ 34 dia enga anie ianao hihaino any an-danitra any, ka hamela ny fahotan’ny Israely vahoakanao, ary hampody azy any amin’ny tany nomenao ny razambeny!+
-