-
1 Mpanjaka 5:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 ankoatra an’ireo andriana lehibem-paritra+ 3 300 notendreny hanara-maso an’ireo mpiasa.
-
-
1 Mpanjaka 9:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Ny Israelita kosa tsy nisy nataon’i Solomona andevo,+ fa izy ireo no miaramilany, mpanompony, andrianany, manamboninahitra lefitra, lehiben’ny mpitondra kalesiny, ary lehiben’ny mpitaingin-tsoavaliny.
-
-
2 Tantara 2:17, 18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Ary nisain’i Solomona ny lehilahy vahiny rehetra tao amin’ny tanin’ny Israely,+ taorian’ilay fanisam-bahoaka nataon’i Davida rainy.+ Nisy 153 600 izy ireo. 18 Dia nataony mpitondra entana* ny 70 000 tamin’izy ireo, mpipai-bato+ eny an-tendrombohitra ny 80 000, ary mpiandraikitra an’ireo olona niasa ny 3 600.+
-