1 Mpanjaka 9:27, 28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Nalefan’i Hirama tamin’ireo sambo ireo ny mpanompony,+ izay tantsambo za-draharaha, mba hiaraka tamin’ny mpanompon’i Solomona. 28 Nankany Ofira+ izy ireo, ka naka volamena nilanja 420 talenta, ary nitondra an’izany tany amin’i Solomona Mpanjaka. 1 Mpanjaka 10:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nanana andiana sambon’i Tarsisy+ ny mpanjaka, ary niaraka tamin’ny andian-tsambon’i Hirama teny an-dranomasina izy ireny. Tonga isaky ny telo taona ny andian-tsambon’i Tarsisy, izay nitondra volamena sy volafotsy, ivoara,+ rajako, ary vorombola. 2 Tantara 8:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nandefa sambo sy tantsambo za-draharaha tany amin’i Solomona i Hirama,+ ka ny mpanompony no nasainy nandefa an’izany. Niaraka tamin’ny mpanompon’i Solomona nankany Ofira+ ireo, dia naka volamena+ nilanja 450 talenta,* ka nitondra an’izany tany amin’i Solomona Mpanjaka.+
27 Nalefan’i Hirama tamin’ireo sambo ireo ny mpanompony,+ izay tantsambo za-draharaha, mba hiaraka tamin’ny mpanompon’i Solomona. 28 Nankany Ofira+ izy ireo, ka naka volamena nilanja 420 talenta, ary nitondra an’izany tany amin’i Solomona Mpanjaka.
22 Nanana andiana sambon’i Tarsisy+ ny mpanjaka, ary niaraka tamin’ny andian-tsambon’i Hirama teny an-dranomasina izy ireny. Tonga isaky ny telo taona ny andian-tsambon’i Tarsisy, izay nitondra volamena sy volafotsy, ivoara,+ rajako, ary vorombola.
18 Nandefa sambo sy tantsambo za-draharaha tany amin’i Solomona i Hirama,+ ka ny mpanompony no nasainy nandefa an’izany. Niaraka tamin’ny mpanompon’i Solomona nankany Ofira+ ireo, dia naka volamena+ nilanja 450 talenta,* ka nitondra an’izany tany amin’i Solomona Mpanjaka.+