FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nikomy i Jesorona* ka nandaka rehefa nihanatavy.

      —Ry Jesorona ô, lasa natavy sy dongadonga ianao sady lasa botrefona.+—

      Dia nahafoy an’ilay Andriamanitra nanao azy izy,+

      Ary nanao tsinontsinona an’ilay Vatolampy mpamonjy azy.

  • 2 Tantara 26:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Lasa nanana tafika vonona hiady koa i Ozia. Nandeha niady izy ireo ary notsinjaraina arakaraka ny fizarany. Nanisa sy nanoratra ny anaran’izy ireo+ i Jeiela mpitan-tsoratra+ sy Mahaseia mpiadidy lefitra. Ary i Hanania, izay anisan’ny andriana teo amin’ny fanjakana, no nifehy azy roa lahy ireo.

  • 2 Tantara 26:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Vao natanjaka anefa izy, dia nirehareha ny fony, ka nitondra loza ho azy izany. Koa nivadika tamin’i Jehovah Andriamaniny izy, dia niditra tao amin’ny tempolin’i Jehovah mba handoro emboka manitra teo amin’ny alitara fandoroana emboka manitra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara