FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 13:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Nandeha niady àry i Abia, niaraka tamin’ny miaramila matanjaka 400 000 efa zatra ady.*+ I Jeroboama kosa nandahatra miaramila matanjaka 800 000 efa zatra ady* mba hiady aminy.

  • 2 Tantara 26:11-13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Lasa nanana tafika vonona hiady koa i Ozia. Nandeha niady izy ireo ary notsinjaraina arakaraka ny fizarany. Nanisa sy nanoratra ny anaran’izy ireo+ i Jeiela mpitan-tsoratra+ sy Mahaseia mpiadidy lefitra. Ary i Hanania, izay anisan’ny andriana teo amin’ny fanjakana, no nifehy azy roa lahy ireo. 12 Nisy 2 600 ny lehilahy rehetra lohan’ny fianakaviambe niandraikitra an’ireo miaramila matanjaka ireo. 13 Miaramila 307 500 no teo ambany fifehezan’izy ireo. Tafika mahery ireo miaramila ireo sady vonona hiady sy hanohana ny mpanjaka rehefa misy fahavalo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara