FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 11:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Vao tonga tany Jerosalema i Rehoboama, dia namory ny taranak’i Joda sy Benjamina,+ izany hoe miaramila 180 000 efa zatra ady.* Novoriny izy ireo mba hiady tamin’ny Israely, amin’izay ho azon’i Rehoboama indray ny fanjakana.+

  • 2 Tantara 13:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Nandeha niady àry i Abia, niaraka tamin’ny miaramila matanjaka 400 000 efa zatra ady.*+ I Jeroboama kosa nandahatra miaramila matanjaka 800 000 efa zatra ady* mba hiady aminy.

  • 2 Tantara 14:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Nanana tafika i Asa, ka ny avy tamin’ny Joda dia miaramila 300 000 nitondra ampinga lehibe sy lefona. Ny avy tamin’ny Benjamina indray miaramila matanjaka 280 000 nitondra ampinga kely* sy tsipìka.*+

  • 2 Tantara 17:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Nozaraina arakaraka ny fianakaviambeny izy ireo. Tamin’ny Joda dia nisy lehiben’ny arivo, ka i Adna no lehiben’ireo. Ary nisy miaramila matanjaka 300 000 niaraka taminy.+

  • 2 Tantara 25:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia novorin’i Amazia isaky ny fianakaviambeny ny Joda, ka ny lehiben’ny arivo sy ny lehiben’ny zato no nitarika azy ireo. Hoatr’izany no nataony tamin’ny Joda sy Benjamina rehetra.+ Dia nosoratany anarana izay 20 taona no ho miakatra,+ ka hitany fa miaramila 300 000 efa zatra ady* no azo alefa ao amin’ny tafika, sady mahavita mitana lefona sy ampinga lehibe.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara