FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 14:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Koa novonjen’i Jehovah tsy ho azon’ny tanan’ny Ejipsianina ny Israely, tamin’iny andro iny.+ Ary hitan’ny Israely niampatrampatra teny amoron-dranomasina ny fatin’ny Ejipsianina.

  • Salamo 110:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Ho eo ankavananao i Jehovah;+

      Hanorotoro mpanjaka maro izy amin’ny andro fahatezerany.+

       6 Hampihatra didim-pitsarana amin’ireo* firenena izy;+

      Hofenoiny faty miampatrampatra ilay tany.+

      Hotorotoroiny ny mpitarika* an’ilay tany midadasika.*

  • Isaia 37:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Dia tonga ilay anjelin’i Jehovah ka nandripaka lehilahy 185 000 tao amin’ny tobin’ny Asyrianina. Rehefa nifoha maraina àry ny olona, dia hitany ny fatin’izy rehetra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara