-
Nomery 10:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Ireo mpisorona zanakalahin’i Arona no hitsoka azy.+ Ho fitsipika harahinareo foana hatrany amin’ny taranakareo fara aman-dimby izany fomba ampiasana trompetra izany.
-
-
2 Tantara 29:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Dia nijoro ireo Levita nitondra ny zavamaneno namboarin’i Davida, sy ireo mpisorona nitondra ny trompetra.+
-