FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 15:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Fa tsy mba nesorina kosa ireo toerana avo.+ Na izany aza, dia nanompo an’i Jehovah tamin’ny fony manontolo* i Asa, nandritra ny androm-piainany.

  • 1 Mpanjaka 22:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Nanao hoatran’izay rehetra nataon’i Asa+ rainy foana izy. Tsy niala tamin’izany izy, ary nanao izay tsara teo imason’i Jehovah.+ Tsy nesorina anefa ny toerana avo, ary mbola nanao sorona sy nandoro fanatitra mba hidona-tsetroka teny ihany ny vahoaka.+

  • 2 Tantara 17:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary i Josafata zanany+ no nanjaka nandimby an’i Asa, ka nanamafy orina ny toerany teo amin’ny Israely.

  • 2 Tantara 17:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Lasa be herim-po izy ka nanaraka ny lalan’i Jehovah. Nesoriny mihitsy aza ireo toerana avo+ sy tsato-kazo masina*+ tao Joda.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara