2 Mpanjaka 9:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Raha vao nahita an’i Jeho i Jorama, dia nilaza hoe: “Fihavanana ve no ahatongavanao atỳ, ry Jeho?” Hoy anefa izy: “Ahoana no hisian’ny fihavanana raha i Jezebela+ reninao aza mbola mivaro-tena sy milalao ody+ be mihitsy?”
22 Raha vao nahita an’i Jeho i Jorama, dia nilaza hoe: “Fihavanana ve no ahatongavanao atỳ, ry Jeho?” Hoy anefa izy: “Ahoana no hisian’ny fihavanana raha i Jezebela+ reninao aza mbola mivaro-tena sy milalao ody+ be mihitsy?”