2 Samoela 7:12, 13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Mpanjaka 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Noho ny amin’i Davida+ anefa, dia nomen’i Jehovah Andriamaniny jiro* tany Jerosalema+ izy, ka notendreny handimby azy ny zanany ary navelany hisy foana i Jerosalema. 2 Tantara 21:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsy tian’i Jehovah haringana anefa ny taranak’i Davida, noho ilay fifanekena nataony tamin’i Davida.+ Efa nampanantena mantsy izy hoe hanome jiro ho azy sy ny taranany foana.*+
4 Noho ny amin’i Davida+ anefa, dia nomen’i Jehovah Andriamaniny jiro* tany Jerosalema+ izy, ka notendreny handimby azy ny zanany ary navelany hisy foana i Jerosalema.
7 Tsy tian’i Jehovah haringana anefa ny taranak’i Davida, noho ilay fifanekena nataony tamin’i Davida.+ Efa nampanantena mantsy izy hoe hanome jiro ho azy sy ny taranany foana.*+