FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 18:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Dia hoy i Eliakima zanak’i Hilkia, sy Sebna,+ ary Joa tamin’ilay Rabsake:+ “Mba ataovy amin’ny teny aramianina*+ re ny zavatra resahinao aminay mpanomponao e! Azonay ihany mantsy izany. Aza mampiasa fitenin’ny Jiosy fa henon’ny olona eny ambony manda.”+

  • 2 Mpanjaka 18:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Dia nitsangana ilay Rabsake, ka niteny mafy tamin’ny fitenin’ny Jiosy hoe: “Henoy ny tenin’ny mpanjakan’i Asyria, ilay mpanjaka lehibe!+

  • Isaia 36:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia hoy i Eliakima sy Sebna+ ary Joa tamin’ilay Rabsake:+ “Mba ataovy amin’ny teny aramianina*+ re ny zavatra resahinao aminay mpanomponao e! Azonay ihany mantsy izany. Aza mampiasa fitenin’ny Jiosy fa henon’ny olona eny ambony manda.”+

  • Isaia 36:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia nitsangana ilay Rabsake, ka niteny mafy tamin’ny fitenin’ny Jiosy+ hoe: “Henoy ny tenin’ny mpanjakan’i Asyria, ilay mpanjaka lehibe!+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara