-
Ezra 7:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Izay zavatra hafa mbola ilaina ao an-tranon’ny Andriamanitrao ka tokony homenao, dia alaivo ao amin’ny trano fitehirizana ny harenan’ny mpanjaka.+
-
-
Isaia 49:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Mpanjaka no ho lasa mpitaiza anao,+
Ary ny andriambaviny no ho mpampinono anao.
-