FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 6:3, 4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Kyrosy Mpanjaka, dia nanome an’izao baiko izao momba ny tranon’Andriamanitra any Jerosalema i Kyrosy Mpanjaka:+ ‘Aoreno indray ilay trano ka ao no hanaovana sorona. Ataovy mafy tsara ny fototr’ilay trano. Tokony hatao 60 hakiho* ny haavony, ary 60 hakiho ny sakany.+ 4 Ny rindrina kosa ataovy amin’ny vato ngezabe, izay nakodiadia haka toerana. Ataovy telo andalana ireo vato ireo ary iray andalana ny vatan-kazo.+ Avy ao amin’ny tranon’ny mpanjaka ihany no handoavana ny lany.+

  • Ezra 6:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Manome an’izao baiko izao koa aho ny amin’izay tokony hataonareo amin’ireo anti-panahin’ny Jiosy ireo, mba hanorenana indray an’io tranon’Andriamanitra io: Tokony homena an’ireo lehilahy ireo avy hatrany ny vola holanina amin’ilay asa, mba hitohy foana ilay izy.+ Avy amin’ny trano fitehirizana ny harenan’ny mpanjaka+ ilay izy no halaina, izany hoe avy amin’ny hetra voangona any amin’ny faritra Ampitan’ny Renirano.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara