FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tamin’ny volana faharoan’ny taona faharoa, taorian’ny nahatongavan’izy ireo teo amin’ny tranon’ilay tena Andriamanitra tany Jerosalema, dia nanomboka an’ilay asa i Zerobabela zanak’i Sealtiela, sy Jesoa zanak’i Jozadaka, sy ny rahalahin’izy ireo hafa, dia ny mpisorona sy ny Levita ary izay rehetra babo+ ka niverina tany Jerosalema. Notendren’izy ireo ho mpanara-maso ny asa tao an-tranon’i Jehovah ny Levita 20 taona no ho miakatra.

  • Ezra 4:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Hoy anefa i Zerobabela sy Jesoa ary ny sisa tamin’ireo lohan’ny fianakaviamben’ny Israely: “Tsy manan-jo hiaraka aminay hanorina trano ho an’ny Andriamanitray ianareo.+ Fa izahay ihany no hanorina azy ho an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely, araka ny didin’i Kyrosy mpanjakan’i Persa.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara