FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 5:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary naminany tamin’ny Jiosy tany Joda sy Jerosalema i Hagay+ mpaminany sy Zakaria+ mpaminany zafikelin’i Ido.+ Naminany tamin’ny anaran’ilay Andriamanitry ny Israely nitarika azy ireo izy roa lahy. 2 Tamin’izay i Zerobabela+ zanak’i Sealtiela sy Jesoa+ zanak’i Jozadaka no nanomboka nanorina indray an’ilay tranon’Andriamanitra+ tany Jerosalema. Ary nisy mpaminanin’Andriamanitra niaraka taminy sy nanampy azy.+

  • Zakaria 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Izao no tenin’i Jehovah tamin’i Zakaria*+ mpaminany zanak’i Berekia, zanak’i Ido, tamin’ny volana fahavalo tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Dariosy:+

  • Zakaria 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Izao indray no tenin’i Jehovah tamin’i Zakaria mpaminany zanak’i Berekia, zanak’i Ido, tamin’ny andro faha-24 amin’ny volana faha-11, izany hoe ny volana Sebata,* tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Dariosy:+

  • Zakaria 6:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary ho tonga ny avy lavitra, ka handray anjara amin’ny fanorenana ny tempolin’i Jehovah koa.” Dia ho fantatrareo fa i Jehovah Tompon’ny tafika no naniraka ahy ho atỳ aminareo. Ho tanteraka izany, raha tena mihaino ny tenin’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo.’”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara