FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 6:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Nankalaza ny Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay+ nandritra ny fito andro koa izy ireo sady falifaly be. Nataon’i Jehovah mantsy izay hahafaly azy ireo. Nataony tsara fanahy tamin’izy ireo koa ny mpanjakan’i Asyria,+ ka nanampy azy ireo* tamin’ilay asa fanorenana ny tranon’ilay tena Andriamanitra, dia ny Andriamanitry ny Israely.

  • Ohabolana 21:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Hoatran’ny renirano eo an-tanan’i Jehovah ny fon’ny mpanjaka,+

      Ka aviliny hankany amin’izay tiany.+

  • Isaia 60:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Hiaraka ho tonga any aminao ny voninahitr’i Libàna,+

      Dia ny hazo zenevrie sy ny hazo volondavenona ary ny siprey,+

      Mba hahatsara tarehy ny toerako masina.

      Dia homeko voninahitra ny fitoeran-tongotro.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara