-
Isaia 41:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Hamboleko hazo sedera,
Sy hazo akasia, sy mirta, ary hazo kesika+ ny tany karakaina.
Hamboleko hazo zenevrie
Sy hazo volondavenona ary siprey+ ny lemaka karakaina.
-
Isaia 55:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Hazo zenevrie no haniry fa tsy kirihitra be tsilotsilo,+
Ary hazo mirta fa tsy tsilo.
-
-
-