Isaia 41:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hamboleko hazo sedera,Sy hazo akasia, sy mirta, ary hazo kesika+ ny tany karakaina. Hamboleko hazo zenevrieSy hazo volondavenona ary siprey+ ny lemaka karakaina. Isaia 60:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hiaraka ho tonga any aminao ny voninahitr’i Libàna,+Dia ny hazo zenevrie sy ny hazo volondavenona ary ny siprey,+Mba hahatsara tarehy ny toerako masina.Dia homeko voninahitra ny fitoeran-tongotro.+
19 Hamboleko hazo sedera,Sy hazo akasia, sy mirta, ary hazo kesika+ ny tany karakaina. Hamboleko hazo zenevrieSy hazo volondavenona ary siprey+ ny lemaka karakaina. Isaia 60:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hiaraka ho tonga any aminao ny voninahitr’i Libàna,+Dia ny hazo zenevrie sy ny hazo volondavenona ary ny siprey,+Mba hahatsara tarehy ny toerako masina.Dia homeko voninahitra ny fitoeran-tongotro.+
13 Hiaraka ho tonga any aminao ny voninahitr’i Libàna,+Dia ny hazo zenevrie sy ny hazo volondavenona ary ny siprey,+Mba hahatsara tarehy ny toerako masina.Dia homeko voninahitra ny fitoeran-tongotro.+