Nehemia 8:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nanazava ny Lalàna tamin’ny vahoaka+ ny Levita sasany, dia i Jesoa, Bany, Serebia,+ Jamina, Akoba, Sabetahy, Hodia, Mahaseia, Kelita, Azaria, Jozabada,+ Hanana, ary Pelaia. Mbola nitsangana ihany ny vahoaka tamin’izay. Nehemia 11:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 sy Sabetahy+ sy Jozabada+ izay samy filohan’ny Levita sady niandraikitra ny raharaha tany ivelan’ny tranon’ilay tena Andriamanitra;
7 Ary nanazava ny Lalàna tamin’ny vahoaka+ ny Levita sasany, dia i Jesoa, Bany, Serebia,+ Jamina, Akoba, Sabetahy, Hodia, Mahaseia, Kelita, Azaria, Jozabada,+ Hanana, ary Pelaia. Mbola nitsangana ihany ny vahoaka tamin’izay.
16 sy Sabetahy+ sy Jozabada+ izay samy filohan’ny Levita sady niandraikitra ny raharaha tany ivelan’ny tranon’ilay tena Andriamanitra;