Deoteronomia 33:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hoy izy momba an’i Levy:+ “An’ilay tsy mivadika aminao+ ny Tomimanao sy ny Orimanao,+An’ilay notsapainao toetra tany Masa.+ Niady taminy ianao* teo akaikin’ilay rano tao Meriba,+ Deoteronomia 33:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Aleo hampianariny an’i Jakoba ny didim-pitsaranao,+Ary hampianariny an’i Israely ny Lalànao.+ Aleo izy ireo hanolotra emboka manitra mba ho hanitra mahafinaritra anao,*+Ary hanolotra fanatitra mba hodorana manontolo eo amin’ny alitaranao.+
8 Hoy izy momba an’i Levy:+ “An’ilay tsy mivadika aminao+ ny Tomimanao sy ny Orimanao,+An’ilay notsapainao toetra tany Masa.+ Niady taminy ianao* teo akaikin’ilay rano tao Meriba,+ Deoteronomia 33:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Aleo hampianariny an’i Jakoba ny didim-pitsaranao,+Ary hampianariny an’i Israely ny Lalànao.+ Aleo izy ireo hanolotra emboka manitra mba ho hanitra mahafinaritra anao,*+Ary hanolotra fanatitra mba hodorana manontolo eo amin’ny alitaranao.+
10 Aleo hampianariny an’i Jakoba ny didim-pitsaranao,+Ary hampianariny an’i Israely ny Lalànao.+ Aleo izy ireo hanolotra emboka manitra mba ho hanitra mahafinaritra anao,*+Ary hanolotra fanatitra mba hodorana manontolo eo amin’ny alitaranao.+