FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 9:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Raha vao vita izany, dia nanatona ahy ireo andriana ka niteny hoe: “Tsy misaraka amin’ny mponina manodidina ange ny vahoakan’Israely sy ny mpisorona ary ny Levita e! Ry zareo koa tsy mety miala amin’ny fanaony maharikoriko,+ dia ny fanaon’ny Kananita, ny Hetita, ny Perizita, ny Jebosita, ny Amonita, ny Moabita, ny Ejipsianina,+ ary ny Amorita.+ 2 Fa nalain’izy ireo ho vadiny sy ho vadin’ny zanany lahy ny sasany tamin’ny zanakavavin’ireny.+ Dia lasa nifangaroharo tamin’ny mponina manodidina+ ry zareo nefa taranaka masina.+ Ary ny andriana sy ny solontenam-panjakana no voalohany nivadika hoatr’izany.”

  • Nehemia 13:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Lasa vinantolahin’i Sanbala+ Horonita ny iray tamin’ny zanak’i Joiada,+ zanak’i Eliasiba+ mpisoronabe, ka noroahiko hiala teo amiko.

  • Ezekiela 44:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Tsy tokony ho vehivavy maty vady na efa nisara-bady no halainy ho vady.+ Azony alaina ho vady kosa anefa ny virjiny avy amin’ny taranak’Israely na ny vady navelan’ny mpisorona efa maty.’+

  • Malakia 2:7, 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara