Nehemia 13:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tamin’izay andro izay dia novakina ny bokin’i Mosesy, ary nihaino ny vahoaka.+ Voasoratra tao fa tsy misy mahazo miditra ho anisan’ny fiangonan’ilay tena Andriamanitra+ mihitsy ny Amonita sy ny Moabita.+ Nehemia 13:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Raha vao henon’ny vahoaka ilay Lalàna, dia nesorin’izy ireo tsy ho anisan’ny Israely izay rehetra taranaky ny hafa firenena.*+
13 Tamin’izay andro izay dia novakina ny bokin’i Mosesy, ary nihaino ny vahoaka.+ Voasoratra tao fa tsy misy mahazo miditra ho anisan’ny fiangonan’ilay tena Andriamanitra+ mihitsy ny Amonita sy ny Moabita.+
3 Raha vao henon’ny vahoaka ilay Lalàna, dia nesorin’izy ireo tsy ho anisan’ny Israely izay rehetra taranaky ny hafa firenena.*+