FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 17:27-29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Raha vao tonga tao Mahanaima i Davida, dia ireny koa fa tonga ry Soby zanak’i Nahasy avy any Raba+ tanànan’ny Amonita, sy Makira+ zanak’i Amiela avy any Lo-debara, ary Barzilay+ Gileadita avy any Rogelima. 28 Nitondra fandriana sy koveta ary vilany tanimanga izy ireo, sady nitondra varimbazaha, vary orza, lafarinina, voam-bary natono, tsaramaso be, lantihy, voam-bary nohamainina, 29 tantely, dibera, ondry, ary fromazy.* Naroson’izy ireo hohanin’i Davida sy ny olona niaraka taminy ireo rehetra ireo.+ Hoy mantsy izy ireo: “Noana sy reraka ary mangetaheta ny olona any an-tany efitra.”+

  • 1 Mpanjaka 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Tokony ho tia an’ireo zanakalahin’i Barzilay+ Gileadita kosa ianao sady tsy hivadika aminy, ary tokony ho anisan’ireo misakafo eo amin’ny latabatrao izy ireo. Nanampy+ ahy mantsy izy ireo tamin’izaho nandositra an’i Absaloma rahalahinao.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara