FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 1:7, 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Navoakan’i Kyrosy Mpanjaka koa ny fitaovana tao an-tranon’i Jehovah, izay efa nalain’i Nebokadnezara avy tany Jerosalema sady nataony tao an-tranon’ny andriamaniny.+ 8 Navoakan’i Kyrosy Mpanjaka izany, ka i Mitredata mpitahiry ny harenam-panjakana, no nasainy nanara-maso sy nanisa an’izany mba homena an’i Sesbazara,*+ mpiadidy teo amin’ny Joda.

  • Lioka 3:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Lioka 3:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Joda zanak’i Joanana,

      Joanana zanak’i Resa,

      Resa zanak’i Zerobabela,+

      Zerobabela zanak’i Sealtiela,+

      Sealtiela zanak’i Nery,

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara