FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 5:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Navoakan’i Kyrosy Mpanjaka avy tao amin’ny tempolin’i Babylona koa ny fitaovana volamena sy volafotsy tato amin’ny tranon’Andriamanitra. Efa nalain’i Nebokadnezara tato amin’ny tempolin’i Jerosalema ireny, dia nentiny tany amin’ny tempolin’i Babylona.+ Nomena an’i Sesbazara*+ ireny, dia ilay lehilahy nataon’i Kyrosy governora.+

  • Ezra 5:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Dia tonga io Sesbazara io ka nandatsaka ny fototry ny tranon’Andriamanitra+ teto Jerosalema. Efa naorina ilay trano tamin’izay, nefa mbola tsy vita hatramin’izao.’+

  • Hagay 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Tamin’ny voalohan’ny volana fahenina tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Dariosy Mpanjaka, dia nasain’i Jehovah nampita ny teniny i Hagay*+ mpaminany. Nasainy nolazaina tamin’i Zerobabela+ zanak’i Sealtiela, governoran’i Joda, sy tamin’i Josoa mpisoronabe zanak’i Jozadaka, hoe:

  • Hagay 1:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia nentanin’i Jehovah+ i Zerobabela zanak’i Sealtiela, governoran’i Joda,+ sy Josoa+ mpisoronabe zanak’i Jozadaka, ary ny vahoaka sisa rehetra. Natombok’izy ireo àry ny asa tao an-tranon’ny Andriamaniny, dia i Jehovah Tompon’ny tafika.+

  • Hagay 2:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 “Hoy i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Hampiasa anao aho amin’izany andro izany, ry Zerobabela+ mpanompoko zanak’i Sealtiela’,+ hoy i Jehovah, ‘ka hataoko hoatran’ny peratra fanombohan-kase ianao, satria ianao no nofidiko’, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara