-
Jeremia 49:35, 36Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 “Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Hotapahiko ny tsipìkan’i Elama,+ dia ny loharanon’ny* heriny. 36 Hataoko mifofofofo amin’i Elama ny rivotra efatra avy any amin’ny lafiny efatry ny lanitra. Dia haeliko any amin’ny toerana rehetra itsofan’ireo rivotra ireo izy, ka tsy hisy firenena tsy ho tongan’ireo Elamita naparitaka.’”
-