- 
	                        
            
            Jeremia 44:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
28 Vitsy kely sisa no tsy ho ripaky ny sabatra sy ho tafaverina any Joda.+ Dia ho fantatry ny sisa rehetra amin’ny Joda, izay tonga nipetraka atỳ Ejipta, hoe ny tenin’iza no marina: Ny teniko sa ny tenin-dry zareo!”’”
 
 -