Nehemia 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tamin’izay no tonga i Hanany,+ anisan’ny rahalahiko, niaraka tamin’ny lehilahy hafa avy tany Joda. Nanontaniako azy ireo hoe manao ahoana ny Jiosy sisa tafaverina avy any an-tsesitany.+ Nanontaniako momba an’i Jerosalema koa izy ireo.
2 Tamin’izay no tonga i Hanany,+ anisan’ny rahalahiko, niaraka tamin’ny lehilahy hafa avy tany Joda. Nanontaniako azy ireo hoe manao ahoana ny Jiosy sisa tafaverina avy any an-tsesitany.+ Nanontaniako momba an’i Jerosalema koa izy ireo.