Nehemia 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Notendreko hiandraikitra an’i Jerosalema koa i Hanany+ rahalahiko. Notendreko koa i Hanania lehiben’ny Lapa,+ satria faran’izay mendri-pitokisana izy, sady natahotra an’ilay tena Andriamanitra+ mihoatra noho ny olona maro.
2 Notendreko hiandraikitra an’i Jerosalema koa i Hanany+ rahalahiko. Notendreko koa i Hanania lehiben’ny Lapa,+ satria faran’izay mendri-pitokisana izy, sady natahotra an’ilay tena Andriamanitra+ mihoatra noho ny olona maro.